\v 16 Ary Yaveh nanandratre mpitsara, ijay namonjy an-dreo tamin'ny tagnan-dreo ijayu nangalatre ny fanagnan-dreo. \v 17 Nefa tsy niteno ireo mpitsarany areo. Tsy nahatoky tamin'i Yaveh areo ary nanolotre ny tegnany hôtran'ny mpijangajanga tamin'ireo andriamanin-kafa sy nanompo ireo. Nivily malaky tamin'ny lalagna niaignan'ireo rajagny areo-ireo ijay nankato ny didin'i Yaveh-nefa tsy mba nagnano hôtran'ijany areo.