\v 3 Koa ankehitriny iaho die mijaka fa: 'tsy handroke ireo Kananita eo ankatrehanareo Iaho, fa ho lasa tsilo eo agnilanareo areo, ary ireo andriamaniny die ho lasa fandrike ho anareo. \v 4 ''Laha nijaka ireo jaka ireo tamin'ny vahôkan'i Israely abiaby ny anjelin'Andriamanitra,die nihiake sy nitagny ny vahôka.\v 5 Nangehan-dreo hoe Bokima ijany toerana ijany. Nanolotre fanatitra ho an'i Yaveh tao areo.