Die hoy ireo mpitarike ny fiangonana hoe: ''Hataontsena akory ny hagnomejana vady ho an'ireo Benjamita ijay sisa tabela, satria efa novonoina ireo viavin'ny Benjamina? Hoy areo hoe: ''Tsy mentsy misy lova ho an'ireo sisa velogn'i Benjamina, mba tsy hisy foko vĂ´ringagna amin'ny Israelyu