\v 22 Laha tonga hanohitre antsena ireo iaban-dreo na ireo anadahin-dreo, die hijake antsena hoe: '' Anehoy famindram-po ahay! Abelao areo hijanogna satria tsy mba nahajo vady ho an'ny lelahy kiraidraike nandritre ny ady ahay. Tsy manan-tsiny anareo, satria tsy nomenareo an-dreo ny janakareo vavy.''