auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-16 12:34:11 +02:00 committed by root
parent b5bfca56e4
commit f00998da60
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hoy ijy hoe: ''Nangalarinareo ireo andriamanitra ijay namboariko, nalainareo ny mpisoroko, ary lasa anareo. Ino sisa tavela ho an'ahy? Ahôna no hahafanareo magnotany an'ahy hoe: Ino no maha ory anao? Hoy ny vahôkan'i Dana tamin'ajy hoe: '' Tsy tokony hagnabela anay haharegne ijay abiaby jakainao anao, laha tsy ijany die hisy olo vignitre mafy hanafike anao, ary ho vonoina anao sy ny fianakavianao. '' Ary nanohy ny lalagny ireo vahôkan'i Dana.Laha hitan'i Mika fa matanjake lôtre ho an'ajy areo,
\v 24 \v 25 \v 26 Hoy ijy hoe: ''Nangalarinareo ireo andriamanitra ijay namboariko, nalainareo ny mpisoroko, ary lasa anareo. Ino sisa tavela ho an'ahy? Ahôna no hahafanareo magnotany an'ahy hoe: Ino no maha ory anao? Hoy ny vahôkan'i Dana tamin'ajy hoe: '' Tsy tokony hagnabela anay haharegne ijay abiaby jakainao anao, laha tsy ijany die hisy olo vignitre mafy hanafike anao, ary ho vonoina anao sy ny fianakavianao. '' Ary nanohy ny lalagny ireo vahôkan'i Dana.Laha hitan'i Mika fa matanjake lôtre ho an'ajy areo, die nivily ijy ary nipody tagny an-dragnony.