auto save
This commit is contained in:
parent
90de10b494
commit
e18abf433c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Die nagnirake mpitondra hafatre nagnerana ny tany ambon'i Efraima abiaby Gideona, nagnano hoe: ''Mandehana ny mijotso hanohitre ny Midiana ka araho maso ny ranoben'i Jordana, lahatagny Beti-bara, mba hampitsaharana an-dreo.'' Die niara-nivory ny lelahin'i Efraima abiaby ka nagnara-maso ireo rano, lahatagny Beti-bara sy ny ranoben'i Jordana. Vôsambotran-dreo ny andrian'ny Midiana roe, Oreba sy Zeba. Novoin-dreo tagny amin'ny famiajam-bôlobok'i Zeba i Zeba. Die nagnejike ny Midiana areo ary nindôsin-dreo teo amin'ny
|
||||
Die nagnirake mpitondra hafatre nagnerana ny tany ambon'i Efraima abiaby Gideona, nagnano hoe: ''Mandehana ny mijotso hanohitre ny Midiana ka araho maso ny ranoben'i Jordana, lahatagny Beti-bara, mba hampitsaharana an-dreo.'' Die niara-nivory ny lelahin'i Efraima abiaby ka nagnara-maso ireo rano, lahatagny Beti-bara sy ny ranoben'i Jordana. Vôsambotran-dreo ny andrian'ny Midiana roe, Oreba sy Zeba. Novoin-dreo tagny amin'ny famiajam-bôlobok'i Zeba i Zeba. Die nagnejike ny Midiana areo ary nindôsin-dreo teo amin'i Gideona ny lohan'i Oreba sy i Zeba, ijay tany amin'ny lafiny raike hafan'i Jordana.
|
Loading…
Reference in New Issue