diff --git a/03/24.txt b/03/24.txt index fde9efc..a0346d7 100644 --- a/03/24.txt +++ b/03/24.txt @@ -1 +1 @@ -Laha lasa i Ehoda, die tonga ireo mpanompon'ny mpanjaka; hitan-dreo fa mipegna ireo varavaravaran'ny efitre ambony, ka nihevitre areo hoe: "Ajo antoke fa nangala aigna ao amin'ny mangatsiatsiake ao amin'ny efitre ambony ijy. " Nitombo ny ahiahin-dreo mandra-pahatsapan-dreo fa nagnano tsinontsino ny andrekiny areo laha tsy nanokatre ny varavarana tao amin'ny efitre ambony ilay mpanjaka. Ary nalain-dreo ny lakle, die novohany ireo, \ No newline at end of file +\v 24 \v 25 Laha lasa i Ehoda, die tonga ireo mpanompon'ny mpanjaka; hitan-dreo fa mipegna ireo varavaravaran'ny efitre ambony, ka nihevitre areo hoe: "Ajo antoke fa nangala aigna ao amin'ny mangatsiatsiake ao amin'ny efitre ambony ijy. " Nitombo ny ahiahin-dreo mandra-pahatsapan-dreo fa nagnano tsinontsino ny andrekiny areo laha tsy nanokatre ny varavarana tao amin'ny efitre ambony ilay mpanjaka. Ary nalain-dreo ny lakle, die novohany ireo, ary nitsirara teo ny tompony, lavo tamin'ny tany, ary maty. \ No newline at end of file