auto save
This commit is contained in:
parent
d067873818
commit
ddf6fb0bc4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary Yaveh namela firenena ireo mba hitsapa an'i Israely ijay tsy nanagna traikefa tamin'ny ady die niady tagny Kanana. (Nagnano ijany ijy mba hampianarana ady an'ireo taranak'Israelita vaovao ijay mbola tsy nahalala an'ijany teo aloha). Ireto firenena :ireo mpanjaka dimy avy amin'ireo Filistina, ary ireo Hivita ijay nonigna tagny amin'ireo Tetin'i Libanona,
|
||||
Ary Yaveh namela firenena ireo mba hitsapa an'i Israely ijay tsy nanagna traikefa tamin'ny ady die niady tagny Kanana. (Nagnano ijany ijy mba hampianarana ady an'ireo taranak'Israelita vaovao ijay mbola tsy nahalala an'ijany teo aloha). Ireto firenena :ireo mpanjaka dimy avy amin'ireo Filistina, ary ireo Hivita ijay nonigna tagny amin'ireo Tetin'i Libanona, lahatamin'ny tetin'iBala-hermona ka lahatagny Lalagna Hamata.
|
Loading…
Reference in New Issue