auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-07 18:11:07 +02:00 committed by root
parent e3ccdfc297
commit d5effc8a4d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nirehitre tamin'i Israely ny havigniran'i Yaveh; hoy Ijy:" Satria itoy firenena itoy die nandrava ireo jakan'ny fagnekeko ijay napetrako ho an'ireo rajagny-satria tsy niteno ny feoko areo-iaho,manombok'ijao, die tsy handrôka eo alohan-dreo na ny raike amin-dreo firenena ijay navelan'i Josoa laha maty ijy.Hagnano an'ijany Iaho mba hahafahako mitsapa ny Israely, la hitandrigna ny lalagn'i Yaveh sy handeha amin'ijany areo na tsia, hotrin'ny nitandreman'ny rajagn'ireo an'ijany.Ijany no antony nandôjan'i Yaveh ireo firenena ireo sy nandroahana an-dreo malaky tao
Nirehitre tamin'i Israely ny havigniran'i Yaveh; hoy Ijy:" Satria itoy firenena itoy die nandrava ireo jakan'ny fagnekeko ijay napetrako ho an'ireo rajagny-satria tsy niteno ny feoko areo-iaho,manombok'ijao, die tsy handrôka eo alohan-dreo na ny raike amin-dreo firenena ijay navelan'i Josoa laha maty ijy.Hagnano an'ijany Iaho mba hahafahako mitsapa ny Israely, na hitandrigna ny lalagn'i Yaveh sy handeha amin'ijany areo na tsia, hotrin'ny nitandreman'ny rajagn'ireo an'ijany.Ijany no antony nandôjan'i Yaveh ireo firenena ireo sy nandroahana an-dreo malaky tao ary hagnomejany an-dreo teo an-tagnan'i Josoa.