auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-16 12:34:11 +02:00 committed by root
parent fec37fd48f
commit d3a6f882f4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nalain'ny vahôkan'i Dana ijay nataon'i Mika, torak'ijany ny mpisorogny, ary tonga tao Laisy areo, tagny amin'ny vahôke ijay tsy vôelingeligna sy tsy managna ahiahy ka mamono an-dreo tamin'ny sabatre areo ary nagnoro ilay tanàna. Tsy nisy n'ija n'ija nagnavotre an-dreo satria lalagna lavitre an'i Sidona ijany, ary tsy nanagna fifandresana tamin'ija na ija areo. tagny amin'ny lohasaha ijay akekin'ny Beti-rehoba ijany. Namerigna nanangagna ilay tanàna ireo Danita ka nonigna tao. Nomen-dreo ny agnarana hoe Dana ilay tan
Nalain'ny vahôkan'i Dana ijay nataon'i Mika, torak'ijany ny mpisorogny, ary tonga tao Laisy areo, tagny amin'ny vahôke ijay tsy vôelingeligna sy tsy managna ahiahy ka mamono an-dreo tamin'ny sabatre areo ary nagnoro ilay tanàna. Tsy nisy n'ija n'ija nagnavotre an-dreo satria lalagna lavitre an'i Sidona ijany, ary tsy nanagna fifandresana tamin'ija na ija areo. tagny amin'ny lohasaha ijay akekin'ny Beti-rehoba ijany. Namerigna nanangagna ilay tanàna ireo Danita ka nonigna tao. Nomen-dreo ny agnarana hoe Dana ilay tanàna, agnaran'i Dana rajamben-dreo, ilay rai