auto save
This commit is contained in:
parent
9244f1a154
commit
c7b0d01b61
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Hoy areo hoe: '' Ija tamin'ireo fokon'i Israely no tsy niakatre tagny amin'i Yaveh tagny Mizpa?'' fantatre fa tsy nisy olo tonga tao amin'ny fiangonana ny avy tagny Jabesy Gileada. Fa laha nenga tamin'ny fomba nirindra ny vahôke , io, tsy nisy tonga teo ireo mponin'i Jabesy Gileada.Nagnirake roe arivo sy iray aligna tamin'ireo lelahy be herim-po indrindrake miarake amin'ny toromarike ny fiangonana mba handeha agny Jabesa Gileada ka hanafike an-dreo
|
||||
\v 8 \v 10 Hoy areo hoe: '' Ija tamin'ireo fokon'i Israely no tsy niakatre tagny amin'i Yaveh tagny Mizpa?'' fantatre fa tsy nisy olo tonga tao amin'ny fiangonana ny avy tagny Jabesy Gileada. \v 9 Fa laha nenga tamin'ny fomba nirindra ny vahôke , io, tsy nisy tonga teo ireo mponin'i Jabesy Gileada. Nagnirake roe arivo sy iray aligna tamin'ireo lelahy be herim-po indrindrake miarake amin'ny toromarike ny fiangonana mba handeha agny Jabesa Gileada ka hanafike an-dreo, ary hamono an-dreo, eke fa na die ny jaja amim-biavy aja.
|
Loading…
Reference in New Issue