auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-07 14:44:14 +02:00 committed by root
parent 22c3134306
commit b8a3e039b7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Laha nanandratre mpitsara ho an-dreo i Yaveh, nangnampy ireo mpitsara i Yaveh ary namonjy an-dreo tamin'ny tagnan'ireo fahavalon-dreo tamin'ny andro abiaby niaignan'ireo mpitsara. Nangorake an-dreo Yaveh laha nisento noho ireo ijay nampahory sy nampijaly an-dreo areo. Fa laha maty ny mpitsara, die niala sy nangnano ireo raha ijay ratsy loholoho noho ny nataon'ireo rajagny aja areo. Nagnarake ireo andriamani-kafa mba hanompo sy hidera an'ajy areo. Nandà ny hiala tamin'ireo fataony
\v 18 Laha nanandratre mpitsara ho an-dreo i Yaveh, nangnampy ireo mpitsara i Yaveh ary namonjy an-dreo tamin'ny tagnan'ireo fahavalon-dreo tamin'ny andro abiaby niaignan'ireo mpitsara. Nangorake an-dreo Yaveh laha nisento noho ireo ijay nampahory sy nampijaly an-dreo areo. \v 19 Fa laha maty ny mpitsara, die niala sy nangnano ireo raha ijay ratsy loholoho noho ny nataon'ireo rajagny aja areo. Nagnarake ireo andriamani-kafa mba hanompo sy hidera an'ajy areo. Nandà ny hiala tamin'ireo fataony ratsy abiaby na tamin'ireo ditrany areo.