auto save
This commit is contained in:
parent
5045c6bfa1
commit
b5bfca56e4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Hoy ijy hoe: ''Nangalarinareo ireo andriamanitra ijay namboariko, nalainareo ny mpisoroko, ary lasa anareo. Ino sisa tavela ho an'ahy? Ahôna no hahafanareo magnotany an'ahy hoe: Ino no maha ory anao? Hoy ny vahôkan'i Dana tamin'ajy hoe: '' Tsy tokony hagnabela anay haharegne ijay abiaby jakainao anao, laha tsy ijany die hisy olo vignitre mafy hanafike anao, ary ho vonoina anao sy ny fianakavianao.
|
||||
Hoy ijy hoe: ''Nangalarinareo ireo andriamanitra ijay namboariko, nalainareo ny mpisoroko, ary lasa anareo. Ino sisa tavela ho an'ahy? Ahôna no hahafanareo magnotany an'ahy hoe: Ino no maha ory anao? Hoy ny vahôkan'i Dana tamin'ajy hoe: '' Tsy tokony hagnabela anay haharegne ijay abiaby jakainao anao, laha tsy ijany die hisy olo vignitre mafy hanafike anao, ary ho vonoina anao sy ny fianakavianao. '' Ary nanohy ny lalagny ireo vahôkan'i Dana.Laha hitan'i Mika fa matanjake lôtre ho an'ajy areo,
|
Loading…
Reference in New Issue