diff --git a/01/16.txt b/01/16.txt index b7e7693..8c8abdf 100644 --- a/01/16.txt +++ b/01/16.txt @@ -1 +1 @@ -Ny taranaky ny rafojan-dahin'i Mosesy ilay Kenita die niakatre avy tagny amin'ny Tananan-drofia niarake tamin'ny vahôkan'i Joda marivon'Arda. Ny lelahin'i Joda nandeha niarake tamin'ireo lelahin'i Simeona rahalahin-dreo ary nanafike ireo Kananita \ No newline at end of file +Ny taranaky ny rafojan-dahin'i Mosesy ilay Kenita die niakatre avy tagny amin'ny Tananan-drofia niarake tamin'ny vahôkan'i Joda marivon'Arda. Ny lelahin'i Joda nandeha niarake tamin'ireo lelahin'i Simeona rahalahin-dreo ary nanafike ireo Kananita ijay nonigna tagny Zefata areo ary noravan-dreo tanterake ijany. Ny agnaran-ilay tanàna die nangehana hoe Horma. \ No newline at end of file