diff --git a/21/01.txt b/21/01.txt index 1bc917c..cd7609b 100644 --- a/21/01.txt +++ b/21/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny lelahin'ireo Israely nagnano fampagnantenana tao Mizpa hoe: ''Tsy hisy amintsena hagnome ny janagny vavy hanambady Benjamita. ''Die nenga agny Betela ny vahôke ka nitoetre tagny teo ankatrehan'Andriamanitra hatramin'ny tsondrognandro, ary nitagny mahare tamin'ny feo avo areo. Hoy ijy ireo nangaike \ No newline at end of file +Ary ny lelahin'ireo Israely nagnano fampagnantenana tao Mizpa hoe: ''Tsy hisy amintsena hagnome ny janagny vavy hanambady Benjamita. ''Die nenga agny Betela ny vahôke ka nitoetre tagny teo ankatrehan'Andriamanitra hatramin'ny tsondrognandro, ary nitagny mahare tamin'ny feo avo areo. Hoy ijy ireo nangaike mahare: ''Nagnino, ry Yaveh, Andriamanitr'Israely, no die nibôke \ No newline at end of file