auto save
This commit is contained in:
parent
96285affba
commit
948ee81463
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 \v 10 \v 11 Laha nangaike mahare an'i Yaveh ny vahôkan'i Israely, die nanandratre olo mba ho tonga hamonjy ny vahôkan'i Israely i Yaveh, sy hagnavotra an-dreo: Otniela janake lahin'i Kenaza ( jandrin i Kaleba). Nagnome hery an'ajy ny fanahin' Yaveh, ary nitsara an'i Israely ijy ary nivôke tagny amin'ny ady. Nomen'i Yaveh Yaveh fandresena teo ankatrehan'i Kozana-risataima mpanjakan'i Arama ijy. Nandresy an'i Kozana-risataima ny tagnan' i Otniela. Nilam
|
||||
\v 9 \v 10 \v 11 Laha nangaike mahare an'i Yaveh ny vahôkan'i Israely, die nanandratre olo mba ho tonga hamonjy ny vahôkan'i Israely i Yaveh, sy hagnavotra an-dreo: Otniela janake lahin'i Kenaza ( jandrin i Kaleba). Nagnome hery an'ajy ny fanahin' Yaveh, ary nitsara an'i Israely ijy ary nivôke tagny amin'ny ady. Nomen'i Yaveh Yaveh fandresena teo ankatrehan'i Kozana-risataima mpanjakan'i Arama ijy. Nandresy an'i Kozana-risataima ny tagnan' i Otniela. Nilamigna ny tany nandritre ny efapolo taogna. Avy eo die maty i Otniela janake lahin'i Kenaza.
|
Loading…
Reference in New Issue