auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-12 16:38:09 +02:00 committed by root
parent 27dec82e4b
commit 945778393e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Laha nandefa mpitondra hafatre ho agny amin'ny mpanjakan'i Edoma i Israely; nagnano hoe: 'Miangavy rô mba abelao ahay handalo eo amin'ny taninareo,' die tsy niteno ilay mpanjakan'i Edoma. Nandefa mpitondra hafatre tagny amin'ny mpanjakan'ni Moaba koa areo, fa nanda ijy. Noho ijany die nijanogna tao Kadesy i Israely. Die nandeha tagny an'efitre areo ary nivily an'ilay tanin'i Edoma sy ny tanin'i Moaba, ka nandeha nagnaraka ny morony antsignanan'ny tany Moaba ary nitoby tao amin'ny ilanyampitan
\v 17 \v 18 Laha nandefa mpitondra hafatre ho agny amin'ny mpanjakan'i Edoma i Israely; nagnano hoe: 'Miangavy rô mba abelao ahay handalo eo amin'ny taninareo,' die tsy niteno ilay mpanjakan'i Edoma. Nandefa mpitondra hafatre tagny amin'ny mpanjakan'ni Moaba koa areo, fa nanda ijy. Noho ijany die nijanogna tao Kadesy i Israely. Die nandeha tagny an'efitre areo ary nivily an'ilay tanin'i Edoma sy ny tanin'i Moaba, ka nandeha nagnaraka ny morony antsignanan'ny tany Moaba ary nitoby tao amin'ny ilany ampitan'i Arnona. Fa tsy nandeha nenga agny amin'ny faritanin'i Moaba areo, satria sisin-tanin'i Moaba i Arnona