auto save
This commit is contained in:
parent
57c71421f8
commit
91f7680544
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ary tonga tao amin'ireo lelahin'i Sokota i Gideona ka nagnano hoe:'' Indreo Zebaha sy Zalmona, ijay nangalana an'ahy sy nijaknareo hoe: ' Efa nandresy an'i Zebaha sy Zalmona ve anao? Tsy fantatray fa tokony hagnome mofo an'ireo tafikanao ahay.''' Nalain'i Gideona ireo loholo tao amin'ilay tanàna, ary nofejiny tamin'ireo tsilo avy lahatagny an'efitre sy raketa ireo lelahin'ny Sokota. Avy eo die narodagny ny tilikambo tao Penoela ary novonoiny ny lelahy tao amin'ijany tanàna ijany.
|
\v 15 \v 16 \v 17 Ary tonga tao amin'ireo lelahin'i Sokota i Gideona ka nagnano hoe:'' IrZebaha sy Zalmona, ijay nangalana an'ahy sy nijakanareo hoe: ' Efa nandresy an'i Zebaha sy Zalmona ve anao? Tsy fantatray fa tokony hagnome mofo an'ireo tafikanao ahay.''' Nalain'i Gideona ireo loholo tao amin'ilay tanàna, ary nofejiny tamin'ireo tsilo avy lahatagny an'efitre sy raketa ireo lelahin'ny Sokota. Avy eo die narodagny ny tilikambo tao Penoela ary novonoiny ny lelahy tao amin'ijany tanàna ijany.
|
Loading…
Reference in New Issue