auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-08 14:15:56 +02:00 committed by root
parent 2035167bd3
commit 8f51290b4f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Laha lasa i Ehoda, die tonga ireo mpanompon'ny mpanjaka; hitan-dreo fa mipegna ireo varavaravaran'ny efitre ambony, ka nihevitre areo hoe: "Ajo antoke fa nangala aigna ao amin'ny mangatsiatsiake ao amin'ny efitre ambony ijy. " Nitombo ny ahiahin-dreo mandra-pahatsapan-dreo fa nagnano tsinontsino ny andrekiny areo
Laha lasa i Ehoda, die tonga ireo mpanompon'ny mpanjaka; hitan-dreo fa mipegna ireo varavaravaran'ny efitre ambony, ka nihevitre areo hoe: "Ajo antoke fa nangala aigna ao amin'ny mangatsiatsiake ao amin'ny efitre ambony ijy. " Nitombo ny ahiahin-dreo mandra-pahatsapan-dreo fa nagnano tsinontsino ny andrekiny areo laha tsy nanokatre ny varavarana tao amin'ny efitre ambony ilay mpanjaka. Ary nalain-dreo ny lakle, die novohany ireo,