From 882df7274cefe027dcf402fec284ec7fa99c3c6a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: TANALA-001 <> Date: Fri, 8 Oct 2021 14:15:56 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 03/21.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/21.txt b/03/21.txt index d897576..208fedf 100644 --- a/03/21.txt +++ b/03/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 Namparin'i Ehoda ny tagnany havia ary nalainy teo amin'ny feny ankavanagna ny sabatre, natsatogny teo amin'ny vatan'ny mpanjaka ijany. Ilay tahon-tsabatre teo amin'ajy die nagnarake ny lamosigne. Nivôke tao an-damosigne ilay tendron-tsabatre ary nandrakotre an'ijany ilay tavy, fa tsy nagnatsôke ilay sabatre tamin'ny kibony i Ehoda. Avy eo die nivôke teo an-davarangagna i Ehoda ary nagnakatogna ireo varavaran'ny efitre ambony ary nagnidy an'ijany. \ No newline at end of file +\v 23 \v 21 Namparin'i Ehoda ny tagnany havia ary nalainy teo amin'ny feny ankavanagna ny sabatre, natsatogny teo amin'ny vatan'ny mpanjaka ijany. Ilay tahon-tsabatre teo amin'ajy die nagnarake ny lamosigne. Nivôke tao an-damosigne ilay tendron-tsabatre ary nandrakotre an'ijany ilay tavy, fa tsy nagnatsôke ilay sabatre tamin'ny kibony i Ehoda. Avy eo die nivôke teo an-davarangagna i Ehoda ary nagnakatogna ireo varavaran'ny efitre ambony ary nagnidy an'ijany. \ No newline at end of file