diff --git a/15/11.txt b/15/11.txt index d590856..3c692d8 100644 --- a/15/11.txt +++ b/15/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Ary nisy olon'i Joda telo arivo nijotso tao amin'ny lava-baton'ny hantsan'i Etama, ary nijaka tamin'i Samsona areo hoe: "Moa ve anao tsy mahafantatre fa ireo Filistina no mpanapake eo amintsena? Ino ijao nataonao taminay ijao? Namaly an-dreo i Samsona hoe: ''Ijay nataon-dreo tamin'ahy; die h \ No newline at end of file +\v 11 Ary nisy olon'i Joda telo arivo nijotso tao amin'ny lava-baton'ny hantsan'i Etama, ary nijaka tamin'i Samsona areo hoe: "Moa ve anao tsy mahafantatre fa ireo Filistina no mpanapake eo amintsena? Ino ijao nataonao taminay ijao? Namaly an-dreo i Samsona hoe: ''Ijay nataon-dreo tamin'ahy; die hôtran'ijany mandy koa no nataoko tamin'dreo.'' \ No newline at end of file