auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-07 18:11:07 +02:00 committed by root
parent 5452f324c3
commit 83392185a2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nirehitre tamin'i Israely ny havigniran'i Yaveh; hoy Ijy:" Satria itoy firenena itoy die nandrava ireo jakan'ny fagnekeko ijay napetrako ho an'ireo rajagny-satria tsy niteno ny feoko areo-iaho,manombok'ijao, die tsy handrôka eo alohan-dreo na ny raike amin-dreo firenena ijay navelan'i Josoa laha maty ijy.Hagnano an'ijany Iaho mba hahafahako mitsapa ny Israely, la hitandrigna ny lalagn'
Nirehitre tamin'i Israely ny havigniran'i Yaveh; hoy Ijy:" Satria itoy firenena itoy die nandrava ireo jakan'ny fagnekeko ijay napetrako ho an'ireo rajagny-satria tsy niteno ny feoko areo-iaho,manombok'ijao, die tsy handrôka eo alohan-dreo na ny raike amin-dreo firenena ijay navelan'i Josoa laha maty ijy.Hagnano an'ijany Iaho mba hahafahako mitsapa ny Israely, la hitandrigna ny lalagn'i Yaveh sy handeha amin'ijany areo na tsia, hotrin'ny nitandreman'ny rajagn'ireoan'