auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-07 14:44:14 +02:00 committed by root
parent 11232da093
commit 7f547a73ab
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koa ankehitriny iaho die mijaka fa: 'tsy handroke ireo Kananita eo ankatrehanareo Iaho, fa ho lasa tsilo eo agnilanareo areo, ary ireo andriamaniny die ho lasa fandrike ho anareo. ''Laha nijaka ireo jaka ireo tamin'ny vahôkan'i Israely abiaby ny anjelin'Andriamanitra,die nihiake sy nitagny ny vahôka. Nangehan-dreo hoe Bokima ijany toerana ijany. Nanolotre fanatitra
Koa ankehitriny iaho die mijaka fa: 'tsy handroke ireo Kananita eo ankatrehanareo Iaho, fa ho lasa tsilo eo agnilanareo areo, ary ireo andriamaniny die ho lasa fandrike ho anareo. ''Laha nijaka ireo jaka ireo tamin'ny vahôkan'i Israely abiaby ny anjelin'Andriamanitra,die nihiake sy nitagny ny vahôka. Nangehan-dreo hoe Bokima ijany toerana ijany. Nanolotre fanatitra ho an'i Yaveh tao areo.