auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-13 07:05:19 +02:00 committed by root
parent 558ba7e97b
commit 7a6a319128
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary tonga Raviavy ka nijaka tamin'ny vadiny hoe: ''Nisy lelahin'Andriamanitra tonga tamin'ahy; ary hôtran'ny anjelin'Andriamanitra ny fahitana an'ajy, tene mampatahotre. Tsy nagnotany an'ajy ijay niaviany iaho, ary tsy nijaka tamin'ahy ny agnarany ijy. Die hoy ijy tamin'ahy hoe: '' Io! Hitoeran'anake,
Ary tonga Raviavy ka nijaka tamin'ny vadiny hoe: ''Nisy lelahin'Andriamanitra tonga tamin'ahy; ary hôtran'ny anjelin'Andriamanitra ny fahitana an'ajy, tene mampatahotre. Tsy nagnotany an'ajy ijay niaviany iaho, ary tsy nijaka tamin'ahy ny agnarany ijy. Die hoy ijy tamin'ahy hoe: '' Io! Hitoeran'anake, ary hamaitre jajalelahy anao. Koa noho ijany die aja minogna divay na raha finomina mahery, ary aja mihinagna haninaijay ambaran'ny lalà