auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-16 12:34:11 +02:00 committed by root
parent 6ab4b94908
commit 61edc9505b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Hoy areo tamin'ajy hoe: ''Mangina! Atôvy eo amin'ny vavanao ny tagnanao ary andao hiarake aminay, ary ho abanay sy mpisorogna anay anao ve ny mpisorogna ho an'ny tragnon'ny lelahy raike, sa mpisorogna ho an'ny foko raike sy fianakaviam-be raike ao Israely?'' Faly ny fon'ilay mpisorogna. Nalainy nilay efoda, ireo terafima, sy ilay sarin-draha vô
\v 19 \v 20 Hoy areo tamin'ajy hoe: ''Mangigna! Atôvy eo amin'ny vavanao ny tagnanao ary andao hiarake aminay, ary ho abanay sy mpisorogna anay anao ve ny mpisorogna ho an'ny tragnon'ny lelahy raike, sa mpisorogna ho an'ny foko raike sy fianakaviam-be raike ao Israely?'' Faly ny fon'ilay mpisorogna. Nalainy nilay efoda, ireo terafima, sy ilay sarin-draha vôsikotre, ary lasa nagnarake ny vahôke ijy.