auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-14 10:10:43 +02:00 committed by root
parent 1edfc8683d
commit 518f33a665
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nandeha tagny Gaza i Samsona ary nahita mpivaro-tegna tagny, ka niara-nandry tamin'ajy ijy. Die nojakaina ireo Gazita hoe: '' Tonga teto i Samsona.'' Nohodidign'ireo Gazita ilay toerana, niandry an'ajy teo amin'ny vavahadin'ny tanàna nandritre ny aligna tontolo areo.Nitajogna ny fahjanginana nandritre ny aligna tontolo. Nijaka areo hoe: ''Abelao ahay hiandry mandra-pahajava
Nandeha tagny Gaza i Samsona ary nahita mpivaro-tegna tagny, ka niara-nandry tamin'ajy ijy. Die nojakaina ireo Gazita hoe: '' Tonga teto i Samsona.'' Nohodidign'ireo Gazita ilay toerana, niandry an'ajy teo amin'ny vavahadin'ny tanàna nandritre ny aligna tontolo areo.Nitajogna ny fahjanginana nandritre ny aligna tontolo. Nijaka areo hoe: ''Abelao ahay hiandry mandra-pahajavan'ny andro, ary avy eo avelao ahay hamono