auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-08 14:15:56 +02:00 committed by root
parent 2e0fe5311c
commit 4e1e3e8958
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Laha teo am-piandrasana ireo mpanompo , die nanontagny tena ny amin'ijay tokony hatao areo, nilefa i Ehoda ka nagnalavitre ilay toerana misy ireo sarin-draha vôsokitr'ireo sampy, ary noho ijany die nilefa tagny Seirata ijy. Laha tonga ijy,die nitsoke ny trompetra raike teo amin'ny tany ambon'ny Efraima.Ka nijotso niarak
\v 26 \v 27 Laha teo am-piandrasana ireo mpanompo , die nanontagny tena ny amin'ijay tokony hatao areo, nilefa i Ehoda ka nagnalavitre ilay toerana misy ireo sarin-draha vôsokitr'ireo sampy, ary noho ijany die nilefa tagny Seirata ijy. Laha tonga ijy,die nitsoke ny trompetra raike teo amin'ny tany ambon'ny Efraima.Ka nijotso niaraka tamin'ajy avy agny amin'ny tany ambo ny vahôkan'i Israely, ary ijy nitarika an-dreo.