auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-13 07:05:19 +02:00 committed by root
parent 7a6a319128
commit 4d890a8cd5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary tonga Raviavy ka nijaka tamin'ny vadiny hoe: ''Nisy lelahin'Andriamanitra tonga tamin'ahy; ary hôtran'ny anjelin'Andriamanitra ny fahitana an'ajy, tene mampatahotre. Tsy nagnotany an'ajy ijay niaviany iaho, ary tsy nijaka tamin'ahy ny agnarany ijy. Die hoy ijy tamin'ahy hoe: '' Io! Hitoeran'anake, ary hamaitre jajalelahy anao. Koa noho ijany die aja minogna divay na raha finomina mahery, ary aja mihinagna haninaijay ambaran'ny lalà
Ary tonga Raviavy ka nijaka tamin'ny vadiny hoe: ''Nisy lelahin'Andriamanitra tonga tamin'ahy; ary hôtran'ny anjelin'Andriamanitra ny fahitana an'ajy, tene mampatahotre. Tsy nagnotany an'ajy ijay niaviany iaho, ary tsy nijaka tamin'ahy ny agnarany ijy. Die hoy ijy tamin'ahy hoe: '' Io! Hitoeran'anake, ary hamaitre jajalelahy anao. Koa noho ijany die aja minogna divay na raha finomina mahery, ary aja mihinagna haninaijay ambaran'ny lalàna fa maloto, satria ny jaja die ho Nazirita ho an'Andriamanitra manomboka amin'ny fotôgna maha ao am-bohoke