auto save
This commit is contained in:
parent
f5b9ac86db
commit
4285693e80
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 20 \v 21 Hoy ijy tamin'ny Jatera ( lahimatoany) hoe:" Mitsangana ary vonoy areo!'' Fa ilay jalahy tsy nagnatsôke ny sabatrany fa natahotre, satria mbola jalahy kely ijy. Die hoy Zebaha sy Zalmona hoe: 'Mitsangana anao ary vonoy ahay! fa araky ny toetry ny olo mandy ny heriny.'' Nitsangagna i Gideona ary namono an'i Zebaha sy Zalma
|
\v 20 \v 21 Hoy ijy tamin'ny Jatera ( lahimatoany) hoe:" Mitsangana ary vonoy areo!'' Fa ilay jalahy tsy nagnatsôke ny sabatrany fa natahotre, satria mbola jalahy kely ijy. Die hoy Zebaha sy Zalmona hoe: 'Mitsangana anao ary vonoy ahay! fa araky ny toetry ny olo mandy ny heriny.'' Nitsangagna i Gideona ary namono an'i Zebaha sy Zalmona. Nalainy mandy koa ny ravake sarim-bolan-tsignana ijay teo ambojogn'ny ramevan'dreo.
|
Loading…
Reference in New Issue