diff --git a/03/16.txt b/03/16.txt index cec5ff0..0e687f8 100644 --- a/03/16.txt +++ b/03/16.txt @@ -1 +1 @@ -Nanamboatre sabatre raike ijay nisy lela roe ho an'ajy i Ehoda, raike hakiho ny halavany; nofatorany tao ambanin'ny ankanjony teo amin'ny feny ankavanagna ijany. Nomeny an,i Eglona mpanjakan'i Moaba ilay fagnomejana.(Ary Eglona die lelahy matavy be.) Tafaran'ny nanaoloran \ No newline at end of file +Nanamboatre sabatre raike ijay nisy lela roe ho an'ajy i Ehoda, raike hakiho ny halavany; nofatorany tao ambanin'ny ankanjony teo amin'ny feny ankavanagna ijany. Nomeny an,i Eglona mpanjakan'i Moaba ilay fagnomejana.(Ary Eglona die lelahy matavy be.) Tafaran'ny nanaoloran'i Ehoda ilay fandoavan-ketra, die lasa niarake tamin-dreo ijy nitondra an'ijany ijy. \ No newline at end of file