auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-16 12:34:11 +02:00 committed by root
parent d28c16165b
commit 3a3dfdf9c9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ilay Levita nijaka tamin'ajy hoe: ''An-dalagna avy agny Betleheman'i Joda ho agny amin'ny faritre lavitre indrindrake amin'ny tany ambon'i Efraima, ijay niaviako ahay. Nenga agny Betlehaman'i Joda iaho, ary handeha ho agny an-dragnon'i Yaveh, nefa tsy hisy olo hampiantragno an'ahy. Managna tovohindy sy hanigna ho an'ny ampondranay ahay, ary mis
Ilay Levita nijaka tamin'ajy hoe: ''An-dalagna avy agny Betleheman'i Joda ho agny amin'ny faritre lavitre indrindrake amin'ny tany ambon'i Efraima, ijay niaviako ahay. Nenga agny Betlehaman'i Joda iaho, ary handeha ho agny an-dragnon'i Yaveh, nefa tsy hisy olo hampiantragno an'ahy. Managna tovohindy sy hanigna ho an'ny ampondranay ahay, ary misy mofo sy divay ho an'ahy sy ho an'ireo mpanompo vavinao atoy, ary ho an'ny jalahinao miarake amin'ireo mpanomponao. tsy misy raha maha ory anay.