auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-08 17:00:23 +02:00 committed by root
parent 54dd6f0be8
commit 2ebdc85b27
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 Ary Jaela (vadin'i Hebera) nangala tsatokan-day sy tantagnana tegne an-tagnany an-tagnany ary niditre an-tsokosoko tao amin'ajy, fa tao agnaty torimaso laligna ijy, ary nikapoke by tsatokan-day tamin'ny tantagnana teo amin'ny faritry ny lohany ijy ary nitsatoke tamin'ny tany, die maty ijy. Laha nagnajake an'i Sisera i Baraka, die nagniry ny hivôka hihaogna amin'ajy i Jaela ary nagnano tamin'ajy hoe: "Avia, habokako anao ny lelahy rombejinao." Die niarake niditre tamin'ajy ijy, ary io Sisera
\v 21 \v 22 Ary Jaela (vadin'i Hebera) nangala tsatokan-day sy tantagnana tegne an-tagnany an-tagnany ary niditre an-tsokosoko tao amin'ajy, fa tao agnaty torimaso laligna ijy, ary nikapoke by tsatokan-day tamin'ny tantagnana teo amin'ny faritry ny lohany ijy ary nitsatoke tamin'ny tany, die maty ijy. Laha nagnajake an'i Sisera i Baraka, die nagniry ny hivôka hihaogna amin'ajy i Jaela ary nagnano tamin'ajy hoe: "Avia, habokako anao ny lelahy rombejinao." Die niarake niditre tamin'ajy ijy, ary io Sisera maty .nitsirara, miarake amin'ny tsatokan-day teo agnilan'ny lohany.