auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-14 10:10:43 +02:00 committed by root
parent 45da1d4b1d
commit 2d44046fe0
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Laha nandrehitra ny fanilo ijy, die namela ireo amboahaolo handeha egny amin'ny vary manirin'ireo Filistina, die samby norôn-dreo ny vary niangona sy ny vary naniry tegne an-karenagna, niarake tamin-dreo tanim-bôloboka sy ireo tanin' oliva. Nagnotany ireo Filistina hoe: ''Ija no nagnano ijao? Ija no nagnano ijao?'" Nojakaina tamin-dreo hoe: ''Samsona, ilay vinanto lahin'ilay Timnita, no nagnano ijao satria nangala ny vadin'i Samsona ilay Timinita ary nagnome an'ajy ho an'ny akamany. ''Die nandeha ireo Filistina ary nagnoro an'ajy sy ny abany. \v 5 \v 6 Laha nandrehitra ny fanilo ijy, die namela ireo amboahaolo handeha egny amin'ny vary manirin'ireo Filistina, die samby norôn-dreo ny vary niangona sy ny vary naniry tegne an-karenagna, niarake tamin-dreo tanim-bôloboka sy ireo tanin' oliva. Nagnotany ireo Filistina hoe: ''Ija no nagnano ijao? Ija no nagnano ijao?'" Nojakaina tamin-dreo hoe: ''Samsona, ilay vinanto lahin'ilay Timnita, no nagnano ijao satria nangala ny vadin'i Samsona ilay Timinita ary nagnome an'ajy ho an'ny akamany. ''Die nandeha ireo Filistina ary nagnoro an'ajy sy ny abany.

View File

@ -1 +1 @@
Ary Samsona nagnano tamin-dreo hoe: "laha ijany no ataonareo, die hamaly faty anareo iaho, ary laha vita ijany, vô hijanogna iaho. Ary notapatapahiny tamin'ny famonoana lehibe, ny valahany sy ny fen-dreo. Ary nijotso ijy ka nonigna tao anaty lava-bato tao amin'ny hantsan'i Etama. \v 7 \v 8 Ary Samsona nagnano tamin-dreo hoe: "laha ijany no ataonareo, die hamaly faty anareo iaho, ary laha vita ijany, vô hijanogna iaho. Ary notapatapahiny tamin'ny famonoana lehibe, ny valahany sy ny fen-dreo. Ary nijotso ijy ka nonigna tao anaty lava-bato tao amin'ny hantsan'i Etama.

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy olon'i Joda telo arivo nijotso tao amin'ny lava-baton'ny hantsan'i Etama, ary nijaka tamin'i Samsona areo hoe: "Moa ve anao tsy mahafantatre fa ireo Filistina no mpanapake eo amintsena? Ino ijao nataonao taminay ijao? \v 11 Ary nisy olon'i Joda telo arivo nijotso tao amin'ny lava-baton'ny hantsan'i Etama, ary nijaka tamin'i Samsona areo hoe: "Moa ve anao tsy mahafantatre fa ireo Filistina no mpanapake eo amintsena? Ino ijao nataonao taminay ijao? Ar