auto save
This commit is contained in:
parent
73cbfc925a
commit
1c999dee34
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Hoy i Joasy tamin'ireo abiaby ijay nanohitre an'ajy hoe: ''Hifona ny raha misy ho an'i Bala ve anareo? Hamonjy an'ajy ve anareo?N'ija n'ija hifona ho an'ajy, die ôke ijy ho vonoina ho faty laha mbola maraigna koa. Laha Andriamanitra i Bala, ôke ijy hiaro ny tegnany laha noravan'ny olo ny alitarany. '' Ary tamin'ijany andro ijany i Gideona die nangehan-dreo hoe: ''
|
||||
Hoy i Joasy tamin'ireo abiaby ijay nanohitre an'ajy hoe: ''Hifona ny raha misy ho an'i Bala ve anareo? Hamonjy an'ajy ve anareo?N'ija n'ija hifona ho an'ajy, die ôke ijy ho vonoina ho faty laha mbola maraigna koa. Laha Andriamanitra i Bala, ôke ijy hiaro ny tegnany laha noravan'ny olo ny alitarany. '' Ary tamin'ijany andro ijany i Gideona die nangehan-dreo hoe: '' Ôke hiaro ny tegnany i Bala. '' satria efa nandrava ny alitaran'i Bala i Gi
|
Loading…
Reference in New Issue