auto save
This commit is contained in:
parent
51b9cdfc7e
commit
1362a97463
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nabela ireo firenena ireo, ijany ny fomba nitsapan'i Yaveh an'Israely,mba hagnamafisana na nankatò ireo didy ijay nomeny an'ireo rajamben-dreo tamin'ny alalagn'iMosesy areo.Noho ijany ireo vahôkan'iIsraely die nonigna teo amin'ireo Kananita, ireo Hetita, Amorita Perizita, ary ireo Jebosita. Ireo Janake vavin-dreo die nalain-dreo mba ho vadin-dreo, ary ireo janake vavin-dreo manokagna die nomen-dreo ho an'ny janaka lajain-dreo,ary nanompo ireo andriaman
|
||||
Nabela ireo firenena ireo, ijany ny fomba nitsapan'i Yaveh an'Israely,mba hagnamafisana na nankatò ireo didy ijay nomeny an'ireo rajamben-dreo tamin'ny alalagn'iMosesy areo.Noho ijany ireo vahôkan'iIsraely die nonigna teo amin'ireo Kananita, ireo Hetita, Amorita Perizita, ary ireo Jebosita. Ireo Janake vavin-dreo die nalain-dreo mba ho vadin-dreo, ary ireo janake vavin-dreo manokagna die nomen-dreo ho an'ny janaka lahin-dreo,ary nanompo ireo andriamaniny areo.
|
Loading…
Reference in New Issue