auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-16 12:34:11 +02:00 committed by root
parent eaa952fc02
commit 12049c0751
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Laha mbola nampifaly ny fony areo, die nisy lelahy maromaro tao an-tanàna, lelahy tsy mendrike, magnodidigna ny tragno, namopoke ny varangaragna. Nijaka tamin'nilay lahy antitre, ilay tompon-tragno areo, nagnano hoe: ''Avoahy ilay lelahy ijay tonga ao an-dragnonao, fa hiara-mandry amin'ajy ahay. '' Nivôke ilay lelahy, tompon-tragno, ary nijaka tamin'dreo hoe: '
\v 22 \v 23 Laha mbola nampifaly ny fony areo, die nisy lelahy maromaro tao an-tanàna, lelahy tsy mendrike, magnodidigna ny tragno, namopoke ny varangaragna. Nijaka tamin'nilay lahy antitre, ilay tompon-tragno areo, nagnano hoe: ''Avoahy ilay lelahy ijay tonga ao an-dragnonao, fa hiara-mandry amin'ajy ahay. '' Nivôke ilay lelahy, tompon-tragno, ary nijaka tamin'dreo hoe: ''Tsiary, ry rahalahiko, aja magnano ijao raha ratsy ijao tompoko! Satria vahiny ato an'dragnoko io lelahy io, ka aja magnano ijao raha fady ijao!