plt-x-tanala_jdg_text_reg/06/05.txt

1 line
315 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-09 12:10:17 +00:00
\v 5 \v 6 Isaky ny miakatre areo sy ny biby fiompine ary ny lainy, die hôtrin'ny andiam-balala ny fiavin-dreo, ary tsy tambo isaina na ny olo na ireo ramevany. Nanafike ny tany mba hamotehana an'ijany areo. Tena nampaosa an'ireo Israelita tokôtre ny Midiana hany ka nangaike mahare an'i Yaveh ny vahôkan'Israely.