plt-x-tanala_jdg_text_reg/05/17.txt

1 line
323 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-08 16:52:40 +00:00
\v 17 Nijanogna tagny an-dafin'i Jordana i Gileada; ary Dana, nagnino ijy no nivejivejy tegne ambony sambo? Nijanogna tegne amoron-dranomasina i Asera ary nitoetre tegne akekin'ny seragnan-tsambo. \v 18 Zebolona die foko nagnano vy very ny aigny lahatamin'ny fahafatesana,ary Naftaly, mandy koa, die teo amin'ny sahan'ady.