plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/08.txt

1 line
500 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-07 06:11:57 +00:00
\v 8 \v 9 \v 10 Niady tamin'ny tanànan'i Jerosalema ireo lelahin'i Joda ary nangala an'ijany. Nanafike an'ijany tamin'ny lelan-tsabatre areo ary nagnoro ny tanàna. Tafaran'ijany, nijotso hiady amin'ireo Kananita ijay nitoetre tagny amin'ny tany agnambo, tagny Negeva, sy tagny andrefan'ny tety mitandavagna ireo lelahin'i Joda. Nandroso nanohitre ireo Kananita ijay nidoboke tagny Hebrona i Joda (ny agnaran'i Hebrona teo aloha die i Kiriata Arba), ary nandresy an'i Sesay, Ahimana ary Talmay areo.