plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/11.txt

1 line
306 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-07 06:11:57 +00:00
Avy tegne no nandroso nanohitre ireo mponign'ny Debira ireo lelahin'i Joda(ny agnaran'i Debira teo aloha die i Kiriaty Sefera). Hoy i Kaleba: ''N'ija n'ija manafike an'i Kiriaty Sefera ary mangala an'ijany die homeko an'ajy i Aska, janako vavy mba ho vadiny. '' Otniela janake lahin'i Kenaza(zandry lahin'i