plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/20.txt

1 line
308 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-07 10:31:01 +00:00
\v 20 mena an'i Kaleba i Hebrona(arake ny efa nojakain'ni Mosesy), ary noroahiny tao ireo janake telo ,lahin'i Anaka. \v 21 Nefa tsy nandrôke ireo Jebosita ijay mponign'i Jerosalema ny vahôkan'i Benjamina. Ka die nonigna niarake tamin'ny vahôkan'i Benjamina tao Jerosalema ireo Jebosita, mandrak'androany.