2021-10-10 15:27:46 +00:00
|
|
|
\v 24 Nijaka tamin-dreo i Gideona hoe: '' Ôke iaho hagnano fangatahana aminareo: die ny hagnomejanareo an'ahy ny kavigna avy norobainy.'' ( Nanagna kavigna volamena ireo Medianita satria Ismaelita areo.) \v 25 Namaly areo hoe: "An-kafaliana no agnomejanay an'ireo anao. " Namelatre lamba areo ary samy nanipy ireo firavake avy norobainy ny lelahy abiaby.
|