plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/08.txt

1 line
320 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-10 10:09:51 +00:00
\v 8 Niakatre avy tao ijy mba ho agny Penoela ary nijake hôtran'ijany tamin'ny olo tao mandy koa, fa ny olo tao Penoela namaly an'ajy hôtran'ireo famalin'ny olo tao Sokota.\v 9 Nijaka tamin'ny olon'i Penoela mandy koa ijy nagnano hoe: '' laha tafapody am-pilamignana indraike iaho, die harodako itoy tilikambo itoy.''