2021-10-08 12:15:56 +00:00
|
|
|
\v 19 \v 20 Hoy ijy tamin'ajy: "Mba omeo rano kely hinomina re iaho, fa maka." Nanokatre kitapon-dronono hoditre ijy ary nagnome an'ajy hinomina, avy eo die norakofany indraike ijy. Hoy ijy tamin'ajy; "mitsangana eo am-baravaran'ny lay. Laha misy olo tonga ary magnontany anao hoe:'Misy olo ve ato? , die jakay hoe: Tsiare."
|