plt-x-tanala_jdg_text_reg/05/26.txt

1 line
406 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-09 11:44:11 +00:00
Napetagny teo amin'ny tsatokan-day ny tagnany, arey ny tagany havanagna tamin'ny tantagnan'ny mpiasa; die namely an'i Sisera tamin'ilay tantagnana ijy, notorotorôny ny lohany. Laha nandefogna ny fihirifany die nopotipotehiny ho torotoro ny karan-dohany. Lavo teo agnelagnelan'ny hongony ijy, lavo ijy ary nidaraboke teo. Teo agnelagnelan'ny hongony ijy no nitsirara. teo amin'ny toerana namonoana an'ajy t