2021-10-08 12:15:57 +00:00
|
|
|
\v 8 oy Baraka tamin'ajy: "Laha miarake amin'ahy anao die handeha iaho, nefa laha tsy miarake amin'ahy anao, die tsy handeha iaho. \v 9 Hoy ijy: "hiarake aminao tokôtre iaho. Na ijany aja, ny lalagna ijay handehananareo die tsy hitarike anareo agny amin'ny voninahitrareo, fa hivarotre , an'i Sisera eo an-tagnan'ny viavy i Yaveh. "Die niakatre Debora ary niarake tamin'i Baraka nenga agny Kadesy.
|