plt-x-tanala_jdg_text_reg/02/14.txt

1 line
471 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-07 12:44:14 +00:00
\v 14 Nirehitre tamin'i Israely ny havigniran'i Yaveh, ary nomeny an'ireo mpanafike ijay nangalatre ny fanagnan-dreo tamin'ajy areo. Namidiny ho andevo ireo ijay vôtajogna tamin'ny herin'ny fahavalo magnodidigna an-dreo, mba tsy hahafahan-dreo koa miaro ny tegnany amin'ireo fahavalony. \v 15 Na taja na taja nandehanan'Israely niady, ny tagnan'i Yaveh die nanohitre an-dreo mba handresy an-dreo arake ny nifantany tamin-dreo ary tao agnaty fahoriana mahatsiravigna areo