plt-x-tanala_jdg_text_reg/03/04.txt

1 line
468 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-07 16:11:07 +00:00
Nabela ireo firenena ireo, ijany ny fomba nitsapan'i Yaveh an'Israely,mba hagnamafisana na nankatò ireo didy ijay nomeny an'ireo rajamben-dreo tamin'ny alalagn'iMosesy areo.Noho ijany ireo vahôkan'iIsraely die nonigna teo amin'ireo Kananita, ireo Hetita, Amorita Perizita, ary ireo Jebosita. Ireo Janake vavin-dreo die nalain-dreo mba ho vadin-dreo, ary ireo janake vavin-dreo manokagna die nomen-dreo ho an'ny janaka lahin-dreo,ary nanompo ireo andriamaniny areo.