plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/11.txt

1 line
347 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-10 14:45:09 +00:00
\v 11 Niakatre ilay lalagn'ny mpidoboke an-day i Gedeona, nandalo tao Noha sy Jogbeha. Nandresy ireo tafike fahavlo ij, satria tsy nagnampo ny fanafihana areo.\v 12 Nilefa i Zebaha sy Zalmona, ary laha nagnajake an-dreo i Gideona, die voaasambony ireo mpanjaka roan'i Midiana- i Zebaha sy Zalmona- ary nampihorohorany ny tafikan-dreo manontolo.