Mon Sep 28 2020 14:22:57 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-28 14:22:57 -04:00
commit 91a3e6951a
8 changed files with 18 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Aho loholona ijay mamangy an'i Galo malala, jay tieko amin'ny fahamarinana. \v 2 Ry malala, mivavaka aho ba hambinina amin'ny raha manontolo anao ary ho salama, hôtran'ny hagnambinana ny fagnahinao. \v 3 Fa nifaly indrindra aho tamin'ny bola nisy rahalahy avy ary nijoro vavolombelogna tamin'ny fahamarinanao, tahaka ny nandihananao amin'ny marina. \v 4 tsy managna hafalena be noho an'itoy aho, die ny maharegny fa mandeha amin'ny fahamarinana ireo janako.

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ry malala, magnano asamahatoky anao na amin'ny ino na ino asa ataonao ho an'ny rahalahy sy ny vahiny, \v 6 ijay nijoro vavolombelogna ny fitiavanao teo agnatrehan'ny fengonana. Tsara ny namboarinao laha alefanao mandeha amin'ny fomba mendrika an'Andriamanitra ijy areo, \v 7 satria nohon'ny agnarana no nelany, tsy nitondra na ino na ino avy tamin'ny Jentila. \v 8 Noho ijany antsena die tokony handray ny tahaka ijany koa, mba ho mpiara-miasa amin'ny fahamarinana antsena.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nanoratra raha tamin'ny fengonana aho, kanefa Diotrefa, te-ho lohany amin'ijy ireo, die ny nandray anay. \v 10 Noho ijany, laha avy aho, die ho tsarôko ny asa ijay nataone, ny fomba nijakane raha mahakamo manohitra anay miaraka amin'ny teny ratsy. Tsa afa-po tamin'ny asa, die tsy nandray ny rahalalahy ijy. Nandray ny ijay te-hagnano hôtean'ijne ijy ary nandrôka an'dreo hivôka ny fengonana.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ry malala, aja mangala tahaka je ratsy fa je tsara. Ny raike jay magnano tsra die an'Andriamanitra; ny raike jay magnano ny ratsy die tsy nahita an'Andriamanitra. \v 12 Ny rehetra sy ny fahamarinana die vavolombelogna magnambara an'i Demetrio. Ahay mandy koa die mijoro vavolombelogna, ary fantatrao fa marina ny fagnambaranay.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nanagna raha maro hisoratana aminareo aho, fa tsy magniry hanoratra ireo aminareo amin'ny ranomenty sy penina aho. \v 14 Kanefa aho magnantegna hahita anareo tsy ho ela, ary niresaka mivantagna antsena. \v 15 Hôminareo anie ny fedagnana. Magnano veloma anao ireo sakeja atoy. Veloma agny amin'ireo sakeja kiraidraike araka ny agnarany aby.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
3 jaona

View File

@ -34,7 +34,16 @@
}
],
"translators": [
"PLT-MAD002"
"PLT-MAD002",
"plateaumalagasy"
],
"finished_chunks": []
"finished_chunks": [
"01-13",
"01-11",
"01-09",
"01-05",
"01-01",
"01-title",
"front-title"
]
}